|
|
|
|

Entry1  tsy hita polopolorina
Elementary words  2  tsy hita, polopolorina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany
Explanations in French  5  [1.3] completement invisible, incompréhensible
6  [2.415#6674] L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond
Examples  7  fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika; [2.996]
Synonyms  8  tsy hita paipaika, tsy hita popoka, tsy hita veroka

Updated on 2024/12/10